Foiben-toromarika

Tongasoa ato amin'ny foiben-toromarika SIKO. Hahita ny fampahalalana rehetra ilaina hampiasana ny sehatra.

Kitapom-bola

Amenoy, alefaso, akao ary ovao ny volanao. Maimaim-poana ny famindrana anatiny.

Vondrona Siko

Mamorona na midira vondrona siko. Mandoa miaraka, mandray ny vola mifandimby.

Tahiry

Mamorona tanjona tahiry, mandoa matetika. Asakano ny tahiry-nao mba hisorohana ny fakana vola tsy voahevitra.

Lisi-bidy

AsaSarany
Famindrana anatiny SIKO0%
Famenoana kitapom-bola1%
Fakana vola mobile money0,5%
Fakana vola amin'ny mpandray anjara0,8%
Fanovana vola0,8%
Komisio Siko (isaky ny fizarana)1%

Tsy nahita valiny? Mifandraisa aminay:

contact@siko.mg